Saraka (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa nipitrapitra, lasa saina
Mandinika lalina ny fiainany izy
Nefa toa varimbariana
Misy tononkira.serasera.org zavatra tsy inony
’Nefa manindrona ny fony ka marary
Marary ho’aho izy
Nilaozan’ilay tiany izy ka tomany, tomany
Niady izy ireo mantsy androany, androany
’Nefa izy ireo efa niaraka hatrin’ny ela, hatrin’ny gnfvokfg ela
Ankehitriny indray ve dia havela
Sarotra ve ny manaja fitiavana
amin’ny vhjlwit maha fitiavana azy
Sa mora kokoa ny milalao ka manao vazivazy
Mampijaly ny hafa
Fitia diso toerana, handratra, bitk hiserana.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 5798
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : piso
Daty : 24/06/2003 15:41