Ny làlana mody (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny hpjg mijery ny lalana mody
Dia ny andro tavela no indro
tanisaina fa tody an-tsaina e!
Ankonankona foana torovan’ny embona
Re mitsaika ao anaty
Mivaingana tsy mety maty.
Refrain:
mielina miserana sy mandalo
ldqik Ô! ô! ô!
Irony ventsoventso mampimalo
Nefa ho aiza e! f’efa voafatotra
Mivavabavaka sisa e!
No sisa, lisualek no sisa farahery.
Isaky ny mahita ireo olona ho any
Dia ny entana foana no efa voafehy
Toa vonon-kandeha e!
Nefa kosa hoy aho tononkira.serasera.org tsy ho aiza tsy akory
Tsy mba afaka ho any,
tsy afaka ka hitonmany.
Ref...
Dia ny andro tavela no indro
tanisaina fa tody an-tsaina e!
Ankonankona foana torovan’ny embona
Re mitsaika ao anaty
Mivaingana tsy mety maty.
Refrain:
mielina miserana sy mandalo
ldqik Ô! ô! ô!
Irony ventsoventso mampimalo
Nefa ho aiza e! f’efa voafatotra
Mivavabavaka sisa e!
No sisa, lisualek no sisa farahery.
Isaky ny mahita ireo olona ho any
Dia ny entana foana no efa voafehy
Toa vonon-kandeha e!
Nefa kosa hoy aho tononkira.serasera.org tsy ho aiza tsy akory
Tsy mba afaka ho any,
tsy afaka ka hitonmany.
Ref...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SakelidalanaVangy : 5842
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/01/2002 20:27
