Volan'ny kamboty (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny volana iny
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy jwwvh hitafana fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana.
Any ho tononkira.serasera.org any anefa
'Zao rehetra yexznmoc izao mahita anao
Volana o, lazao, lazao
Fa ny eto mitalaho,
Efa ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina eo
Ny torimasokelinay.
hmerqa
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy jwwvh hitafana fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana.
Any ho tononkira.serasera.org any anefa
'Zao rehetra yexznmoc izao mahita anao
Volana o, lazao, lazao
Fa ny eto mitalaho,
Efa ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina eo
Ny torimasokelinay.
hmerqa
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 16415
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 12/02/2015 22:16
