Aza avela hahalala (FIHIRANA FANAMPINY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avela hahalala ny antony nanaovanao
ny hariva tpoqllv mamanala na ireo maraina vao

Fiv:
Tsy psdnqj ho takatry ny saiko zay rehetra alahatrao
Ny angatahako ry Raiko, aoka aho hatoky Anao


Aza avela hanontany ny hafaliana atolotrao
na ny anton’ ny tomany efa hitako hatrizao

Aza tononkira.serasera.org avelanao urxmfn hanefy ny ampitso zay Anao
aza avelanao handrefy zay ho fitantananao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0153