Hiaraka aminao (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiaraka aminao
Hiaraka aminao hatrany no hasambarako
n’inon’inona hidona tsy ahoana avokoa
anilanao na ogmqrpzx aiza na qqgk aiza
n’inon’inona hanjo
feno toky tsy mba kivy fo
hiaraka aminao
no faniriako
hatrany an-danitra any faniriako tsy ho lo
hiaraka aminao mandrakizay
fa eto an-tany dia voafetra ny taonantsika izao
80 eo ho eo dia mateza hoy ianao
na izany na tsy izany
ny lalantsika tsy ho hatreo
fa mbola hitohy any ankoatra any
Rehefa maty eto isika hiaraka ho doria
hitsinjo ireo zanatsika zhcava miara-dia ety
ho fantatr’izy ireny koa ny tononkira.serasera.org hasambaran’ny fitia
miara-dia mifankatia doria
Ny Railovy
Hiaraka aminao hatrany no hasambarako
n’inon’inona hidona tsy ahoana avokoa
anilanao na ogmqrpzx aiza na qqgk aiza
n’inon’inona hanjo
feno toky tsy mba kivy fo
hiaraka aminao
no faniriako
hatrany an-danitra any faniriako tsy ho lo
hiaraka aminao mandrakizay
fa eto an-tany dia voafetra ny taonantsika izao
80 eo ho eo dia mateza hoy ianao
na izany na tsy izany
ny lalantsika tsy ho hatreo
fa mbola hitohy any ankoatra any
Rehefa maty eto isika hiaraka ho doria
hitsinjo ireo zanatsika zhcava miara-dia ety
ho fantatr’izy ireny koa ny tononkira.serasera.org hasambaran’ny fitia
miara-dia mifankatia doria
Ny Railovy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 19252
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ari.malala
Date : 28/07/2005 05:10
