Volan'ny kamboty (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny volana iny
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,

Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana.

Any ho any anefa
'Zao rehetra izao mahita anao xzuz
Volana cukvwdv o, lazao, lazao
Fa ny eto mitalaho,

Efa ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina knwlw eo
Ny torimasokelinay.
tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hevitra
SamyKely ( 09/03/2015 18:02)
tsara.
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123