Indray mandeha monja (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray mandeha monja fa tena nafonja
Ilay resakao tafalentika, latsa-paka ao kzndrjhw am-poko ao
Teny mahasoa tsy mba kitoatoa, tenin’olontiana
Ny anatranatrao tafapaka ao an-tsaiko ao
Betsaka cjmocs tsy ritra ireo ditra manavanana ahy
Ka tsy tononkira.serasera.org tantinao ny mijery ahy mivarina an-kady
Tsy miady
Izaho bedesinao fa tianao ho tonga lafatra
Ka hiverina indray ilay izaho nahazatra anao taloha
Efa elabe
Efa betsaka ireo resaka fananarana
F’ireo teninao mandòna mafy ao am-poko ao
Ka hiezaka aho hankatò wqnzqst anao manomboka izao
Isaorako anao izay ho fiainako vaovao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 3170
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/06/2014 15:28