Nataoko mihitsy (Naka Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko mwdgn mihitsy ny hanadinoina
’Lay olo-malalako tsy manoloana
Kanefa ny làla-niaraha-nizotra
Manainga ny sentoko hipololotra

Nataoko mihitsy ny handinoina
Ilay any tononkira.serasera.org lavitra tsarotsaroana
Kanefa nlam ny rano niaraha-nitana
Tazatazaniko lava eo andrefan-tanàna

Ho giazako mafy ny fo sy ny saina
Ho gbtbh giazako fa sao dia mararin-taraina
Kanefa indrisy sarotra izany
Nihoatra ny bonga sy lasana ihany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0159