Hira (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira no atolotro anao
Hira, kalokalo natao
Mba hanala taraina
Sy ny fo savolaina
Ka hitondra hafaliana
Mba ho anao ry tiana
Hira pfpaz mgpf no lazaiko ho anao
Fa na iza eto an-tany
Mbola velona ihany
Hira hirahira no biagefe atao
Mba handrotsy ny saina
Voton-tsenton-taraina
Hira isan’andro isan’ora
Hira no vetsoy moramora
Fa ho sambatra ianao
Raha toa tononkira.serasera.org tsapanao
Fa ny hira no hany
Fanafodin-tomany
Hira, kalokalo natao
Mba hanala taraina
Sy ny fo savolaina
Ka hitondra hafaliana
Mba ho anao ry tiana
Hira pfpaz mgpf no lazaiko ho anao
Fa na iza eto an-tany
Mbola velona ihany
Hira hirahira no biagefe atao
Mba handrotsy ny saina
Voton-tsenton-taraina
Hira isan’andro isan’ora
Hira no vetsoy moramora
Fa ho sambatra ianao
Raha toa tononkira.serasera.org tsapanao
Fa ny hira no hany
Fanafodin-tomany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naka RabemanantsoaVangy : 4815
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 21/02/2006 07:52
