tongava (Naka Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tongava, ry andro korana
hihaonan’ ny tia sy ny tiana
hanaovana fety mafana
ho andro fifalifaliana

tongava tononkira.serasera.org ry andron-dalao
aza ela figadona manko
fa izahay efa maika hanao
ny antsa sy hira manako

tongava ry andro malaza
’lay tokana hoatra ny cosbvvfe zato
hifaly hatramin’ ny zaza
hirebika tsy mba hiato

tongava r’ ilay andro soa
’lay andro tsy misy toa azy
ilay andron’ olona roa
ny andron’ pneogwvb jobuwi ilay mariazy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112