You are here: home > Tononkira > Naka Rabemanantsoa

Mifankatiava ihany (Naka Rabemanantsoa)

Mifankatiava ihany
Raha mbola velona aina
Tsy misy toy izany ny mampifaly saina
Ny maty efa lasa
Tsy azontsika antsoina
Isika no mikasa
Ny ratsy hadinoina re
Ny maty efa lasa
Tsy azontsika antsoina
IsikTsiky dia ampya no mikasa
Ny ratsy hadinoina

Koa raha tsy fotoana ela
No hipetrahana eto
Andeha re
Andeha re mba hifamela
Andeha hifamela mba tsy harahin-tsento
Mba tsy harahin-tsento
Andeha re (Andeha re)
Mba hifamela
Mba tsy arahin-tsento

Hevitra mandeha

sylvoalias (12/05/2022 12:22:04)

mba tsy harahin-tsento...
fa ny nenina tokoa lahy tsy aloha hananatra fa afara kosa handatsa...
hoy ny Ntaolo

sylvoalias (09/05/2022 17:36:20)

Andeha re mba hifamela mba tsy harahin-tsento
Naka Rabemanantsoa

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : Naka Rabemanantsoa
Mpamaky : 21943
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Rasoloniaina Jn B.
Tamin'ny : 09/04/2003 08:41:09
ID : 1581

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo