dobla sento (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
midona aman-kalo ny oran-ko avy
miafana kely ireo olo-manavy
ny fanantenany fa ho mando ny tany
no toa hampitony ny maso tomany
ny fo diso tiana, ny fo sara-tiana
manomboka limx kosa hisento mangina
mandefa ny sento hamaky ny foana
miampita ao an-tsofin’ ilay tsy peaf anoloana
injany midina Ankaratra irony
na manembona mantsy ny fony
ny fon’ ilay tiana ka lavitra izany
dia tsy tononkira.serasera.org mba mionona, tsy mety mitony
ny fo mitempo mihevitra koa
hanala ny sento tsy toha
fa dobla sento mandeha iray dia
ho hzlydfw tonga santionan’ ny fo mifangia
miafana kely ireo olo-manavy
ny fanantenany fa ho mando ny tany
no toa hampitony ny maso tomany
ny fo diso tiana, ny fo sara-tiana
manomboka limx kosa hisento mangina
mandefa ny sento hamaky ny foana
miampita ao an-tsofin’ ilay tsy peaf anoloana
injany midina Ankaratra irony
na manembona mantsy ny fony
ny fon’ ilay tiana ka lavitra izany
dia tsy tononkira.serasera.org mba mionona, tsy mety mitony
ny fo mitempo mihevitra koa
hanala ny sento tsy toha
fa dobla sento mandeha iray dia
ho hzlydfw tonga santionan’ ny fo mifangia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Naka RabemanantsoaHits : 8585
Likes : 0 Like
Created by : rafara
Date : 29/05/2007 11:39
