injany feom-boro mikalo (Naka Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany feom-boro-mikalo
Naseran’ ny rivo-mandalo
Kinanjo ny vokany ho’ aho
Nanjary toa mampitalaho

Jereo ’ty bdudal mpbd andro mipaoka
Ny aizina dia ntiemu lasa voaroka
Kinanjo manjombona ihany
Fa izany no fomban’ ny tany.

Ny tany, ny hatanorana
Dia tena tsy tomombana akory
Raha izany tononkira.serasera.org no hiafarana
Anio dia mandeha matory

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107