Nataoko mihitsy (Naka Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko mihitsy ny tononkira.serasera.org hanadinoina
’Lay olo-malalako tsy manoloana
Kanefa ny làla-niaraha-nizotra
Manainga ny sentoko hipololotra

Nataoko mihitsy ny handinoina
Ilay any lavitra tsarotsaroana
Kanefa ny rano niaraha-nitana
Tazatazaniko lava eo jwccp andrefan-tanàna

Ho giazako mafy ny fo sy ny saina
Ho giazako fa sao dia gstdzdft mararin-taraina
Kanefa indrisy sarotra jvydo izany
Nihoatra ny bonga sy lasana ihany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0102