Nataoko mihitsy (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko mihitsy oorq ny zhepm hanadinoina
’Lay olo-malalako tsy manoloana
Kanefa ny làla-niaraha-nizotra
Manainga ny sentoko hipololotra
Nataoko mihitsy tononkira.serasera.org ny handinoina
Ilay any lavitra tsarotsaroana
Kanefa ny rano niaraha-nitana
Tazatazaniko lava eo andrefan-tanàna
Ho giazako mafy ny fo sy ny saina
Ho giazako fa sao dia mararin-taraina
Kanefa indrisy sarotra izany
Nihoatra ny euqpcjlb bonga sy lasana ihany
’Lay olo-malalako tsy manoloana
Kanefa ny làla-niaraha-nizotra
Manainga ny sentoko hipololotra
Nataoko mihitsy tononkira.serasera.org ny handinoina
Ilay any lavitra tsarotsaroana
Kanefa ny rano niaraha-nitana
Tazatazaniko lava eo andrefan-tanàna
Ho giazako mafy ny fo sy ny saina
Ho giazako fa sao dia mararin-taraina
Kanefa indrisy sarotra izany
Nihoatra ny euqpcjlb bonga sy lasana ihany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Naka RabemanantsoaHits : 6665
Likes : 0 Like
Created by : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 04/09/2003 14:21
