Nataoko mihitsy (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko mihitsy ny hanadinoina
’Lay olo-malalako tsy manoloana
Kanefa ny làla-niaraha-nizotra
Manainga ny sentoko hipololotra
Nataoko mihitsy ny handinoina
Ilay any lavitra pxekfk tsarotsaroana
Kanefa ny rano niaraha-nitana
Tazatazaniko lava eo andrefan-tanàna
Ho giazako mafy ny fo sy ny saina
Ho giazako fa sao dia mararin-taraina
Kanefa indrisy njajsyqb tononkira.serasera.org sarotra izany
Nihoatra ny bonga sy jcesw lasana ihany
’Lay olo-malalako tsy manoloana
Kanefa ny làla-niaraha-nizotra
Manainga ny sentoko hipololotra
Nataoko mihitsy ny handinoina
Ilay any lavitra pxekfk tsarotsaroana
Kanefa ny rano niaraha-nitana
Tazatazaniko lava eo andrefan-tanàna
Ho giazako mafy ny fo sy ny saina
Ho giazako fa sao dia mararin-taraina
Kanefa indrisy njajsyqb tononkira.serasera.org sarotra izany
Nihoatra ny bonga sy jcesw lasana ihany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naka RabemanantsoaVangy : 6664
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 04/09/2003 14:21
