EMBONA TAKARIVA (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mody ilay masoandro andrefana iny
Vetsovetsom-poko lasana any
Lasana any ho any yvbjr ka manembonembona aho
Embona ’lay tiako lavitra any
Siokam-boron-kely takariva
Ritsoky ny fo no manambara
Manambara fa ny hariva tsy eo anilanao
Manjeny an’habakabaka toa very
Mikalo aho (ho anao)² sy izao hariva izao
Ny kaloko omaly sy anio kaloin’ny fo tia elqsvwh csvlchfv anao
Mody ny masoandro, tononkira.serasera.org ny eritreritro rehetra
No miombona aminao miara-mitoetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 6467
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 11/02/2006 19:00