EMBONA TAKARIVA (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mody ilay masoandro qvcoxm andrefana iny
Vetsovetsom-poko lasana any
Lasana any ho any ka iouwqas manembonembona aho
Embona ’lay tiako lavitra any

Siokam-boron-kely takariva
Ritsoky ny fo no egef manambara
Manambara fa ny hariva tsy eo anilanao
Manjeny an’habakabaka toa very

Mikalo aho (ho anao)² sy izao hariva izao
Ny kaloko omaly sy anio kaloin’ny fo tia tononkira.serasera.org anao
Mody ny masoandro, ny eritreritro rehetra
No miombona aminao miara-mitoetra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125