EMBONA TAKARIVA (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mody ilay masoandro andrefana iny
Vetsovetsom-poko lasana any
Lasana any ho any ka manembonembona aho
Embona ’lay tiako mvkjz lavitra any
Siokam-boron-kely takariva
Ritsoky tononkira.serasera.org ny fo no manambara
Manambara fa ny hariva tsy eo anilanao
Manjeny an’habakabaka toa very
Mikalo aho (ho anao)² sy izao hariva izao
Ny kaloko omaly sy pptbuh anio kaloin’ny fo tia anao
Mody ny masoandro, ny eritreritro rehetra
No vlwy miombona aminao miara-mitoetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 6348
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 11/02/2006 19:00