EMBONA TAKARIVA (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mody ilay masoandro andrefana iny
Vetsovetsom-poko tjjm lasana tononkira.serasera.org any
Lasana any ho any ka manembonembona aho
Embona ’lay tiako lavitra any

Siokam-boron-kely takariva
Ritsoky ny fo no manambara
Manambara fa ny hariva tsy eo anilanao
Manjeny tbev an’habakabaka toa very

Mikalo aho (ho anao)² sy izao hariva izao
Ny kaloko omaly sy anio kaloin’ny fo tia anao
Mody ny masoandro, ny eritreritro rehetra
No nqflvh miombona aminao miara-mitoetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124