Ialahy (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ialahy no fitiavana nihafiko hatram’ izay
Aina tanjon’ ny pblylr fiainako
Ialahy no hery hiafaharako rahatrizay
Saina hampianatra ny lohako
Ialahy no hamerina amiko izay nodisoako raha nananatra aho
Ny eritreritro manontolo, ny fianako
Natakaloko ho an’ Ialahy, natolotro an’ Ialahy, lahy tokako
Ialahy no hasambarana notadiaviko efa taona maromaro izay
Ialahy no tononkira.serasera.org adim-pianana natrehako
Nefa tsy nandreraka ny aiko
Raha tsy eo intsony aho, i Neny no hitanisa
Ny andro nandalo mfkrsy ihany, tsy nijv maintsy ho faty ihany
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 23850
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/10/2001 23:10