Bitika (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bitika e mbola bitika ianao zandry
Ho mando lava fa miloloha lanitra
Mandia tany ka tsy maintsy esufsev ho potraka
Soava re abycbzz mbola lavitr’ezaka

Ny lalana miandry anao ka sarotra
Fa rako-tsilo marani-doha sy fandrika
Tsy hialana zavona tononkira.serasera.org matevim-be
Diniho tsara izay asianao tongotra

Be ireo maramara sy vandabandana
Miandry kendry tohana an-kodomirana

Tomany handeha ianao mrkwygph ka veloma
Ilay reny nibaby tsy nahaloham-peo
Tomany ny fony
Ilay ray nampitafy mitanondri-doha
Tsy mety mitony
Ianao lahy tokana ity no handeha
Tsy hoa tazany intsony.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0147