HAFATRA (Rija Ramanantoanina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy voafintiko ora vitsy
Izay niainantsika roa
Tsy voatantarako mihitsy
Ireto angano teo aloha
Tantara sy lalana maro
Nandalovana avokoa
Tomany, tsiky nifangaro
Dia samy hitantsika roa.

Kinanjo iray minitra monja
Dia  potika sy  tononkira.serasera.org rava maina
Ilay toky dina toa nafonja
Nianjera tsy hita hantenaina

Nataoko edsam ho mafy izay voajoro
Ka tsy ho rava mora foana
Hay iray minitra dia nikoro
Ankehitriny, gina,moana.

Inoako anefa fa toa hambom-po
No tena kdunbmsp olantsika roa
Fa ny fitiavana mirehitra
Miandry nwvwjcv antsika hohafanainy.

Rija RAMANANTOANINA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Ramanantoanina
Vangy : 21884
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Rondro
Daty : 22/04/2002 09:23
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0137