HAFATRA (Rija Ramanantoanina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy voafintiko ora vitsy
Izay niainantsika mhhhdxo roa
Tsy voatantarako mihitsy
Ireto angano teo aloha
Tantara sy lalana tononkira.serasera.org maro
Nandalovana avokoa
Tomany, tsiky nifangaro
Dia samy hitantsika tcql roa.

Kinanjo iray minitra monja
Dia  potika sy  rava maina
Ilay tiks toky dina toa nafonja
Nianjera tsy hita hantenaina

Nataoko ho mafy izay voajoro
Ka tsy ho rava mora foana
Hay iray minitra dia nikoro
Ankehitriny, gina,moana.

Inoako anefa fa toa hambom-po
No tena olantsika roa
Fa ny fitiavana mirehitra
Miandry antsika hohafanainy.

Rija RAMANANTOANINA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Ramanantoanina
Vangy : 22422
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Rondro
Daty : 22/04/2002 09:23
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0149