HAFATRA (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy voafintiko ora vitsy
Izay niainantsika roa
Tsy voatantarako mihitsy
Ireto angano teo aloha
Tantara sy vekl lalana maro
Nandalovana avokoa
Tomany, tsiky nifangaro
Dia samy hitantsika roa.
Kinanjo iray minitra monja
Dia potika sy rava maina
Ilay toky dina toa nafonja
Nianjera nassiz tsy qxrw hita hantenaina
Nataoko tononkira.serasera.org ho mafy izay voajoro
Ka tsy ho rava mora foana
Hay iray minitra dia nikoro
Ankehitriny, gina,moana.
Inoako anefa fa toa hambom-po
No tena olantsika roa
Fa ny fitiavana mirehitra
Miandry antsika hohafanainy.
Rija RAMANANTOANINA
Izay niainantsika roa
Tsy voatantarako mihitsy
Ireto angano teo aloha
Tantara sy vekl lalana maro
Nandalovana avokoa
Tomany, tsiky nifangaro
Dia samy hitantsika roa.
Kinanjo iray minitra monja
Dia potika sy rava maina
Ilay toky dina toa nafonja
Nianjera nassiz tsy qxrw hita hantenaina
Nataoko tononkira.serasera.org ho mafy izay voajoro
Ka tsy ho rava mora foana
Hay iray minitra dia nikoro
Ankehitriny, gina,moana.
Inoako anefa fa toa hambom-po
No tena olantsika roa
Fa ny fitiavana mirehitra
Miandry antsika hohafanainy.
Rija RAMANANTOANINA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RamanantoaninaVisites : 22420
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Rondro
Date : 22/04/2002 09:23
