TOLONA SASAK'ALINA (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tambitambinao no lamba isalorako
Tanjona tononkira.serasera.org hifaharako raha toa ka sitrakao
Sedra tsy mahery no solon-tsafosafo
Feo milantolanto ho anao
Ny bitsikao ry alina
Mamohafoha lalina
Mitolona mafy dfpbmlss ka atsaharo dtirsuka
Raha azo nhqv atao
Tinafiko, mahangoly
Ny lasa mamolivoly
Izany rehetra izany
Noho ianao.
Tanjona tononkira.serasera.org hifaharako raha toa ka sitrakao
Sedra tsy mahery no solon-tsafosafo
Feo milantolanto ho anao
Ny bitsikao ry alina
Mamohafoha lalina
Mitolona mafy dfpbmlss ka atsaharo dtirsuka
Raha azo nhqv atao
Tinafiko, mahangoly
Ny lasa mamolivoly
Izany rehetra izany
Noho ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 5680
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 03/11/2003 13:15
