Vanona (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia anao ny tononkira.serasera.org foko izao
Toy ny fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana voatahy
Firy moa no te-handrava
Ny fitiavantsika roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika cyfdyoi ny ho avy eqsikdzn
Vanona ka lybmak tsy ho tototra
Amin’izay mpiaviavy
Toy ny fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana voatahy
Firy moa no te-handrava
Ny fitiavantsika roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika cyfdyoi ny ho avy eqsikdzn
Vanona ka lybmak tsy ho tototra
Amin’izay mpiaviavy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 12947
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 18:13
