Vanona (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia anao ny foko izao
Toy ny wjln fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana tononkira.serasera.org voatahy
Firy moa no te-handrava
Ny fitiavantsika rgqaehc roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika ny ho avy
Vanona ka tsy ho tototra bumbyhoc
Amin’izay mpiaviavy
Toy ny wjln fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana tononkira.serasera.org voatahy
Firy moa no te-handrava
Ny fitiavantsika rgqaehc roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika ny ho avy
Vanona ka tsy ho tototra bumbyhoc
Amin’izay mpiaviavy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 12684
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 18:13
