Tadidinao ve? (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tadidinao ve?
Tadidinao ve irony ela?
Ny fitiavako anao
Mbola tsy misy tavela
Tadidinao ve irony lasa?
Ny fitiavako anao
Mbola mikasa
Lala ô! Ny alina teto
Nahoana tononkira.serasera.org belbq hoy aho?
Manjombona lava izy izany aky
Ny rakitry ny ela
No mitady tbcl ny akon’ny fo
Mitaraina any ho any
Nahoana hoy aho?
Izany havako izany tzwenuh ô!
Lakalaka aky
Izany fiainana an-tany
Ny Railovy (1965)
Tadidinao ve irony ela?
Ny fitiavako anao
Mbola tsy misy tavela
Tadidinao ve irony lasa?
Ny fitiavako anao
Mbola mikasa
Lala ô! Ny alina teto
Nahoana tononkira.serasera.org belbq hoy aho?
Manjombona lava izy izany aky
Ny rakitry ny ela
No mitady tbcl ny akon’ny fo
Mitaraina any ho any
Nahoana hoy aho?
Izany havako izany tzwenuh ô!
Lakalaka aky
Izany fiainana an-tany
Ny Railovy (1965)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 6972
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : amfhaja
Daty : 24/03/2004 20:31
