Tadidinao ve? (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tadidinao ve?
Tadidinao ve irony kvxb ela?
Ny fitiavako anao
Mbola tsy gpurpszw misy tavela
Tadidinao ve irony lasa?
Ny fitiavako anao
Mbola mikasa
Lala ô! Ny alina teto
Nahoana hoy aho?
Manjombona lava izy izany aky
Ny rakitry ny ela
No tononkira.serasera.org mitady ny akon’ny fo
Mitaraina any ho ndxenrhr any
Nahoana hoy aho?
Izany havako izany ô!
Lakalaka aky
Izany fiainana an-tany
Ny Railovy (1965)
Tadidinao ve irony kvxb ela?
Ny fitiavako anao
Mbola tsy gpurpszw misy tavela
Tadidinao ve irony lasa?
Ny fitiavako anao
Mbola mikasa
Lala ô! Ny alina teto
Nahoana hoy aho?
Manjombona lava izy izany aky
Ny rakitry ny ela
No tononkira.serasera.org mitady ny akon’ny fo
Mitaraina any ho ndxenrhr any
Nahoana hoy aho?
Izany havako izany ô!
Lakalaka aky
Izany fiainana an-tany
Ny Railovy (1965)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 7387
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : amfhaja
Daty : 24/03/2004 20:31
