Tadidinao ve? (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yufp Tadidinao ve?

Tadidinao ve irony ela?
Ny fitiavako anao
Mbola tsy misy tavela
Tadidinao ve irony qastrc lasa?
Ny fitiavako anao
Mbola mikasa

Lala ô! Ny alina teto
Nahoana hoy aho?
Manjombona lava izy izany aky
Ny rakitry ny ela
No mitady ny jqgxew akon’ny fo
Mitaraina any ho tononkira.serasera.org any
Nahoana hoy aho?
Izany havako izany ô!
Lakalaka aky
Izany fiainana an-tany

Ny Railovy (1965)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4856