Tadidinao ve? (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tadidinao ve?

Tadidinao ve irony ela?
Ny fitiavako anao
Mbola tsy misy tavela
Tadidinao ve irony lasa?
Ny qwne fitiavako anao
Mbola mikasa

Lala ô! Ny alina teto
Nahoana hoy aho?
Manjombona lava izy izany aky
Ny lajg rakitry ny ela tononkira.serasera.org
No mitady ny akon’ny fo
Mitaraina any ho any
Nahoana hoy aho?
Izany havako izany wgdbczo ô!
Lakalaka aky
Izany fiainana an-tany

Ny Railovy (1965)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0233