Mbola kely (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola kely ianao
Dia efa nahasarika ahy
Izato fihetsikao
Nambabo ny fanahy
Kely sy mbola miera
Zazakely hatramin’izao
Manafina foana izay hatao
Hoe sao dia bedy ianao
Ref nthlguqw : Nefa moa nitiavako anao izany
mgkdnm Niaretako, niandrasako
Mandra-pahatonga ilay fotoana an! an!
fcwy Nefa moa nitiavako anao izany
tononkira.serasera.org Nanajako anao tokoa (mandra-paha an! an!) bis
KIAKA
Dia efa nahasarika ahy
Izato fihetsikao
Nambabo ny fanahy
Kely sy mbola miera
Zazakely hatramin’izao
Manafina foana izay hatao
Hoe sao dia bedy ianao
Ref nthlguqw : Nefa moa nitiavako anao izany
mgkdnm Niaretako, niandrasako
Mandra-pahatonga ilay fotoana an! an!
fcwy Nefa moa nitiavako anao izany
tononkira.serasera.org Nanajako anao tokoa (mandra-paha an! an!) bis
KIAKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 9806
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 10/03/2006 09:36
