Aza avela hahalala (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avela hahalala ny antony nanaovanao
ny hariva mamanala na ireo maraina vao
Fiv:
Tsy ho takatry ny saiko zay rehetra alahatrao
Ny angatahako ry Raiko, aoka aho hatoky Anao
Aza avela tononkira.serasera.org hanontany ny hafaliana atolotrao
na ny umcdqpkp anton’ ny tomany efa hitako hatrizao
Aza avelanao ansh hanefy ny ampitso zay ntbwojjx Anao
aza avelanao handrefy zay ho fitantananao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIHIRANA FANAMPINYVangy : 31361
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 26/09/2007 18:47