BAKOBAKOROA (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jereo kely ! jereo anie ireto voromahailala
Ireo modely te-ho² tahafin’ny mana-malala
Ny azy ireny dia hajainy tokoa ny fitia
Azo toky, fady tononkira.serasera.org izay mba hania
Fa mandra-maty fa tsy mba lefy ilay fitia mitafotafo
Fa isan’andro indreo miaina an-drotsirotsy sy cdcvrt safosafo
Tsy omby in-jato f’isan’ora ny feony no re
Re tsy miato mamerimberina hoe:
Bakobakoroa, ry tokan’ny fo
Ry mamiko indrindra
Tsy haiko hovaina na hafindra
Anao rahavako
Itony ny fitiavako
Ny fo sy ny saiko, ny tenako
Anao ka anjakao
Bakobakoroa, ry tiana dqbmb tokoa
Ny hiova fitia
Amintsika dia atao sanatria
Raha mbola mitempo ny fo
Na tgalohq inona loza manjo
Ry tiana tsy roa
Bakobakoroa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 30482
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/01/2004 05:54