Tsy eo ianao (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mangina ny tononkira.serasera.org eto tsy eo ianao
Toa mampisentosento lasa enao
Mahantra tsikitsiky tsy eo ianao
Ny alina mangatsiaka lasa ianao
Lasa ianao tsy niteny na ho aiza
Izaho izao irvxil mahandro vary sy mitaiza
Malahelo anao anao
Mikorontana ny trano tsy eo ianao
Vaky ho azy ny lovia aminao
Malahelo anao anao
Toa mangina ny eto tsy eo ianao
Toa mampisentosento lasa enao
Mahantra tsikitsiky tsy eo ianao
Ny alina mangatsiaka lasa ianao
Lasa ianao tsy niteny kydqcxt na ho aiza
Mikorontana ny trano tsy eo ianao
Vaky ho azy ny lovia xqmpohgs aminao
Malahelo anao anao
Tsisy intsony ireo dina izay fanao
Zary moana ny trano tsy eo ianao
Malahelo anao anao
Toa mangina ny eto tsy eo ianao
Toa mampisentosento lasa enao
Mahantra tsikitsiky tsy eo ianao
Ny alina mangatsiaka lasa ianao
Toa mampisentosento lasa enao
Mahantra tsikitsiky tsy eo ianao
Ny alina mangatsiaka lasa ianao
Lasa ianao tsy niteny na ho aiza
Izaho izao irvxil mahandro vary sy mitaiza
Malahelo anao anao
Mikorontana ny trano tsy eo ianao
Vaky ho azy ny lovia aminao
Malahelo anao anao
Toa mangina ny eto tsy eo ianao
Toa mampisentosento lasa enao
Mahantra tsikitsiky tsy eo ianao
Ny alina mangatsiaka lasa ianao
Lasa ianao tsy niteny kydqcxt na ho aiza
Mikorontana ny trano tsy eo ianao
Vaky ho azy ny lovia xqmpohgs aminao
Malahelo anao anao
Tsisy intsony ireo dina izay fanao
Zary moana ny trano tsy eo ianao
Malahelo anao anao
Toa mangina ny eto tsy eo ianao
Toa mampisentosento lasa enao
Mahantra tsikitsiky tsy eo ianao
Ny alina mangatsiaka lasa ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 6696
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 09/06/2002 20:04
