Ry tanàna tsara rindra (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanàna tsara rindra izay onjxbag manintona ny fo
menatra aho nanadino anao
ry tifapy nianarako namindra, ry tanànako taloha
inty aho mamangy anao
Olon’iza teto moa
no vrxeudz nanaitra ny fitiavako
moa tsy izy ihany koa
no nandositra ny tavako
Ry tanàna tononkira.serasera.org tiako indrindra
ry tanàna nahabe
ry tanàna tsara indrindra, soa indrindra
menatra aho nanadino anao
ry tifapy nianarako namindra, ry tanànako taloha
inty aho mamangy anao
Olon’iza teto moa
no vrxeudz nanaitra ny fitiavako
moa tsy izy ihany koa
no nandositra ny tavako
Ry tanàna tononkira.serasera.org tiako indrindra
ry tanàna nahabe
ry tanàna tsara indrindra, soa indrindra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 4989
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:39
