Volan'ny kamboty (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny volana iny
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana.
Any ho xrzujv any anefa
'Zao unsj rehetra fvvzamek izao mahita anao
Volana o, lazao, lazao tononkira.serasera.org
Fa ny eto mitalaho,
Efa ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina eo
Ny torimasokelinay.
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana.
Any ho xrzujv any anefa
'Zao unsj rehetra fvvzamek izao mahita anao
Volana o, lazao, lazao tononkira.serasera.org
Fa ny eto mitalaho,
Efa ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina eo
Ny torimasokelinay.
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 16529
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 12/02/2015 22:16
