Nenina (Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny gaujhj endrikao no nitiavany anao
Na ny pcbzvuej bikanao no tononkira.serasera.org nangalany anao
Fa dia tsy nahalala izay mety hanjò
Izao vao manenina fa simba sy lò

Simba ny hatanorana noho ny ditra natao
Ny lalao no notohizinao fa tsy mba mety ho lao
Fa dia tsy nahalala izay mety hanjò
Izao vao manenina fa iosbq simba sy lò


Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Zopanage
Hits : 3070
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 06/06/2017 22:22
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117