KANTO LOATRA (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy voasanda vola sy harena, tsy voavidy 'lay fitia
'Zay nomenao tsy noterena 'lay Tokanao dia Kristy
Na atambatra aza ny duolu haren'ny tany sy lanitra tsy ampy
Hanehoana ilay fitia natolotrao
Fa kanto loatra ry Tomponay ô! ny midera ny Anaranao
Ho setrin'ny Famonjena izay natolotrao mba ho anay
Tsy tratry ny saina ny herinao sy ny fahefana anananao
Ka fihirana no entinay midera Anao
Ny hany tiako sy mba iriako, Mpamonjy ô! hohiraiko
'Zaho mba ho isan'ireo hitoetra anilanao rahatrizay
Ka rehefa ho avy indray Ianao, ho avy hitsara anay
Tsy ho tavela ho very mandrakizay
Fa kanto whqfodta loatra ry Tomponay ô! ny midera ny Anaranao

AMPIZIFA ypwrsf tononkira.serasera.org (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 906
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 19/03/2024 11:03