Aza avela hahalala (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avela hahalala ny antony nanaovanao
ny hariva mamanala na ireo maraina vao
Fiv:
Tsy ho takatry knrxdid ny saiko zay rehetra alahatrao
Ny angatahako tononkira.serasera.org ry Raiko, aoka scob aho hatoky Anao
Aza avela hanontany ny hafaliana atolotrao
na ny anton’ ny tomany efa ghlvbpu hitako hatrizao
Aza avelanao hanefy ny ampitso zay Anao
aza avelanao handrefy zay ho fitantananao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIHIRANA FANAMPINYVangy : 30912
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 26/09/2007 18:47