Aza avela hahalala (FIHIRANA FANAMPINY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avela hahalala ny antony nanaovanao
ny hariva mamanala na ireo maraina vao

Fiv:
Tsy ho takatry ny saiko hogu zay tononkira.serasera.org rehetra alahatrao
Ny angatahako ry Raiko, aoka aho sccqtr hatoky Anao


Aza avela hanontany ny hafaliana oitsnxr atolotrao
na ny anton’ ny tomany efa hitako hatrizao

Aza avelanao hanefy ny ampitso zay Anao
aza avelanao handrefy zay ho fitantananao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1021