Nenina (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny endrikao vzzohgf no nitiavany anao
Na ny bikanao no nangalany anao
Fa dia tsy nahalala izay mety hanjò
Izao vao manenina fa simba sy lò
Simba ny hatanorana noho ny ditra natao
Ny lalao no notohizinao fa tononkira.serasera.org tsy mba mety ho lao
Fa udtnaj dia tsy nahalala izay mety hanjò
Izao vao manenina jbzavj fa simba sy lò
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo
Na ny bikanao no nangalany anao
Fa dia tsy nahalala izay mety hanjò
Izao vao manenina fa simba sy lò
Simba ny hatanorana noho ny ditra natao
Ny lalao no notohizinao fa tononkira.serasera.org tsy mba mety ho lao
Fa udtnaj dia tsy nahalala izay mety hanjò
Izao vao manenina jbzavj fa simba sy lò
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 3122
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 06/06/2017 22:22
