Ilay masoandro (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay masoandro efa dify
Efa lasa, efa lasa.
Mangina ny tononkira.serasera.org andronay teto, mangina, mangina.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
Aiza aza izao ianareo nodimandry, nodimandry
Sambatra ve sa mitoreo,
Malahelo, malahelo.
Marary ny fonay, mitanisa ny ugbqjowi jesj taloha
Navelanareo naoxijjd angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 20519
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/10/2001 23:10