Ty mpametrapetraka (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Zaho tsy tia anao ’zaho, f’ianao mpametraperaka
Omaly aho saika tafapetraka
’Zaho tsy tia anao ’zaho, ’zaho voapetrapetraka
Omaly aho niandry efa adin’ny efatra
Dia navadika ny radio, dia navadika ny télé
dwfm Ianao tsy tonga foana foana e!
Dia nalefa ny magneto, dia navadika ny vidéo
Ianao tsy tonga foana foana e!
Tsy nahita tory aho (2)
Mandra-maraina tsy natory e!
Nivadibadika ambony aho
Nivadibadika ambany aho
Mandra-maraina nitomany e!
Omaly aho tsy nifaly aho, fa nijaly aho dia
Dia nitomany aho dia, nandritra ny ela be
Tsy nikôzy aho, raha nikôzy aho tsy ni-passe aho nefa
Ianao tsy tonga foana foana e!
Tsisy ysjb ny fika,lany fika, tsisy vola frais
Ianao tsy tonga foana foana e!
’Zaho tsy tia anao ’zaho ...
Omaly aho tsy nifaly aho, fa nijaly aho dia
Dia nitomany aho dia, nandritra ny ela be
Androany aho, tsy nikaly aho fa nijaly aho dia
Dia tsy mba nandehandeha, efa hatry ny ela be
Tsisy fika vlokte lany fika tsisy vola frais
Ianao tononkira.serasera.org tsy tonga foana foana e!
’Zaho tsy tia anao ’zaho ...
Mandihiza avao, alefa, alefa! (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tempo GaigyVangy : 3752
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Domoina
Daty : 01/04/2003 14:02