Ty mpametrapetraka (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Zaho tsy tia anao ’zaho, f’ianao mpametraperakaOmaly aho saika tafapetraka
’Zaho tsy tia anao ’zaho, ’zaho voapetrapetraka
Omaly aho niandry efa adin’ny efatra
Dia navadika ny radio, dia navadika ny télé
Ianao tsy tonga foana foana e!
Dia nalefa ny magneto, dia navadika ny vidéo
Ianao tsy tonga foana foana e!
Tsy nahita tory aho (2)
Mandra-maraina tsy natory e!
Nivadibadika ambony aho
Nivadibadika ambany aho
Mandra-maraina nitomany e!
Omaly aho tsy nifaly aho, fa nijaly aho dia
Dia nitomany aho dia, nandritra ny ela be
Tsy nikôzy aho, raha nikôzy aho tsy ni-passe aho nefa
Ianao tsy tonga foana foana e!
Tsisy ny fika,lany fika, tsisy vola frais
Ianao tsy tonga foana foana e!
’Zaho tsy tia anao ’zaho ...
Omaly aho tsy nifaly aho, fa nijaly aho dia
Dia nitomany aho dia, nandritra ny ela be
Androany aho, tsy nikaly aho fa nijaly aho dia
Dia tsy mba nandehandeha, efa hatry ny ela be
Tsisy fika lany fika tsisy vola frais
Ianao tsy tonga foana foana e!
’Zaho tsy tia anao ’zaho ...
Mandihiza avao, alefa, alefa! (2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tempo GaigyVisites : 3263
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Domoina
Date : 01/04/2003 14:02