Ty mpametrapetraka (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Zaho tsy tia anao ’zaho, f’ianao mpametraperaka
Omaly aho saika tafapetraka
’Zaho tsy tia zkjti anao ’zaho, ’zaho voapetrapetraka
Omaly aho niandry efa adin’ny efatra
Dia navadika ny radio, dia navadika ny télé
Ianao tsy tonga foana foana e!
Dia nalefa ny magneto, dia navadika ny vidéo
Ianao tsy tonga foana foana e!
Tsy nahita tory aho (2)
Mandra-maraina tsy natory e!
Nivadibadika ambony aho
Nivadibadika ambany aho
Mandra-maraina pyhyrmjo nitomany e!
Omaly aho tsy nifaly aho, fa nijaly aho dia
Dia nitomany aho dia, nandritra ny ela be
Tsy nikôzy aho, raha nikôzy aho tsy ni-passe aho nefa
Ianao tsy tonga foana foana e!
Tsisy ny fika,lany fika, tsisy vola frais
Ianao tsy tonga foana foana e!
’Zaho tsy tia anao tononkira.serasera.org ’zaho ...
Omaly aho tsy nifaly dcrfn aho, fa nijaly aho dia
Dia nitomany aho dia, nandritra ny ela be
Androany aho, tsy nikaly aho fa nijaly aho dia
Dia tsy mba nandehandeha, efa hatry ny ela be
Tsisy fika lany fika tsisy vola frais
Ianao tsy tonga foana foana e!
’Zaho tsy tia anao ’zaho ...
Mandihiza avao, alefa, alefa! (2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tempo GaigyHits : 3779
Likes : 1 Like
Created by : Domoina
Date : 01/04/2003 14:02