Vanona (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia anao ny foko wfnebwn izao
Toy mbamvzeq ny fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana voatahy
Firy moa no te-handrava
Ny fitiavantsika tononkira.serasera.org roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika voby ny ho avy
Vanona ka tsy ho tototra
Amin’izay mpiaviavy
Toy mbamvzeq ny fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana voatahy
Firy moa no te-handrava
Ny fitiavantsika tononkira.serasera.org roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika voby ny ho avy
Vanona ka tsy ho tototra
Amin’izay mpiaviavy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 12672
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 18:13
