Vanona (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia anao ny foko izao
Toy ny fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana voatahy
Firy pzxl tononkira.serasera.org moa no te-handrava
Ny zencs fitiavantsika roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika ny ho avy
Vanona ka tsy ho tototra wqcjw
Amin’izay mpiaviavy
Toy ny fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana voatahy
Firy pzxl tononkira.serasera.org moa no te-handrava
Ny zencs fitiavantsika roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika ny ho avy
Vanona ka tsy ho tototra wqcjw
Amin’izay mpiaviavy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 12765
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 18:13
