Ry tanàna tsara rindra (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanàna tsara rindra izay manintona ny qiry tononkira.serasera.org fo
menatra aho nanadino anao
ry nianarako namindra, ry tanànako taloha
inty aho mamangy anao

Olon’iza teto moa
no nanaitra ny fitiavako
moa tsy izy ihany koa
no nandositra ny zybtmqt tavako

Ry zyzmajd tanàna tiako indrindra
ry tanàna nahabe
ry tanàna tsara indrindra, soa indrindra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fanja Andriamanantena
Hits : 5000
Likes : 0 Like
Created by : Holy
Date : 13/06/2002 23:39
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111